Mbola fay (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsy adino ihany ve
’Lay tantaranareo efa ela be
No misalasala ianao hilaza hoe
Tia ahy !
Fantaro anefa f’izaho
Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
Mandrakizay gtreyoc raha mbola azoko atao
Ho tia anao yhkzknj !
Fay, tena mbola fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka !
Ny belkiipt fonao anefa
EFa re midobodoboka
Ho ahy, ho ahy irery !
Talohako, hoy ianao
Nisy tantara tononkira.serasera.org anankiray izay
Toa mbola tsaroanao ihany indraindray manadala...
’Lay tantaranareo efa ela be
No misalasala ianao hilaza hoe
Tia ahy !
Fantaro anefa f’izaho
Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
Mandrakizay gtreyoc raha mbola azoko atao
Ho tia anao yhkzknj !
Fay, tena mbola fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka !
Ny belkiipt fonao anefa
EFa re midobodoboka
Ho ahy, ho ahy irery !
Talohako, hoy ianao
Nisy tantara tononkira.serasera.org anankiray izay
Toa mbola tsaroanao ihany indraindray manadala...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalie AndriamazavaHits : 5058
Likes : 0 Like
Created by : HERY
Date : 17/02/2002 07:59
