Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andriamanitra inoako (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Andriamanitra inoako, Andriamanitra fitiavana
Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy
Tsy Andriamanitr’antoko, tsy mpanavaka foko
Tsy mpijery harena na fiaviam-pirenena,
Fa ny Andriamanitra inoakao hantra sady honena
Ka tononkira.serasera.org ny olona rehetra mahazo azy
Tsy mpizara alahelo, tsy mamorona helo
Fa Izy no fitiavana
Ny Andriamanitra inoako tompon’ny fahendrena
Te hanova izay ratsy ho gjtalcm tsara
Tsy mba faly manjera na uzatgmms revolisionera
Fa manarina hatrany ireo maditra pmaim eto an-tany
Ny Andriamanitra inoako Andriamanitra fitiavana
Tsy mba mila takalo fa mizara
Ny mandray izay omeny no hany fandreseny
Fa Izy no fitiavana
Bessa
Interprete: Lalie

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 4348
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 22/04/2003 10:23