Andriamanitra inoako (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny unhti Andriamanitra inoako, Andriamanitra fitiavana
Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy
Tsy Andriamanitr’antoko, tsy mpanavaka foko
Tsy btln mpijery harena na fiaviam-pirenena,
Fa tononkira.serasera.org ny Andriamanitra inoakao hantra sady honena
Ka rkfnroux ny olona rehetra mahazo azy
Tsy mpizara alahelo, tsy mamorona helo
Fa Izy no fitiavana
Ny Andriamanitra inoako tompon’ny fahendrena
Te hanova izay ratsy ho tsara
Tsy mba faly manjera na revolisionera
Fa manarina hatrany ireo maditra eto an-tany
Ny Andriamanitra inoako Andriamanitra fitiavana
Tsy mba mila takalo fa mizara
Ny mandray izay omeny no hany fandreseny
Fa Izy no fitiavana
Bessa
Interprete: Lalie

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lalie AndriamazavaVisites : 4248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 22/04/2003 10:23