Vavaka (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, henoy izany mkxz vavako
Miantso Anao X2
Sy mitaraina eto aminao
Tolory fahendrena mba hahay hanetry tena
Ho hamasinina anie ny anaranao
Eny ho mandrakizay

Omeo wfcpc ahy koa ny hery
Handreseko ny ambom-po
Fa iclttu Ianao tononkira.serasera.org r'Ilay mahery
Be famindram-po

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0735