Vavaka (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, henoy izany vavako
Miantso Anao qjvidwx X2
Sy mitaraina eto aminao
Tolory fahendrena mba hahay hanetry cedwv tena
Ho hamasinina anie ny anaranao
Eny ho mandrakizay

Omeo ahy vjcz koa ny hery
Handreseko ny ambom-po
Fa tononkira.serasera.org Ianao r'Ilay mahery
Be famindram-po

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0648