Tsy aleo ve mifankatia (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org aleo ve, tsy aleo ve isika mifankatia
Fa tsy misy na iray afaka ny hitondra jpekzl mody
Rehefa avy ny fotoana ticas sy ny ora ahafatesany
Tsy aleo ve mifankatia
Dia samy ho tonga any an-danitra any
Hiara hidera ilay Mpanjakantsika
Rava ny alahelo hita eto an-tany
Ny Haleluia sy Hosana no yhkalenf mandrakotra any
Araraoty, araraoty ny andro azo anaovan-tsoa
F'efa miharatsy izao fiainana izao
'Zay ataonao ety no hotsaraina any an-danitra any
Tsy aleo ve manao ny soa
Ho atombotsika eto an-tany
Izany fifaliana izany
Hiray isika ao amin'i Jesosy
Hitandrina ireo didiny

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 907
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 09:37