Tsy aleo ve mifankatia (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aleo ve, tsy aleo ve isika mifankatia
Fa tsy misy na iray afaka ny hitondra mody
Rehefa avy ny fotoana sy ny ora ibui ahafatesany
Tsy aleo ve mifankatia
Dia samy ho tonga gdysski tononkira.serasera.org any an-danitra any
Hiara hidera ilay Mpanjakantsika
Rava ny alahelo hita eto an-tany
Ny Haleluia sy Hosana no mandrakotra any
Araraoty, araraoty ny andro azo anaovan-tsoa
F'efa miharatsy izao fiainana izao
'Zay ataonao ety no hotsaraina any an-danitra any
Tsy aleo ve manao ny soa
Ho atombotsika ickz eto an-tany
Izany fifaliana izany
Hiray isika ao amin'i Jesosy
Hitandrina ireo didiny

--------
Link:
About this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 908
Likes : 1 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 09:37