Tsarovy fa...(gologota) (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gologota re
Teo no namoizan'ny Tompo ny ainy
Nefa ny rany latsaka, no tonga fanadiovana ho an'ny tany
Gologota re, teo no nandraisana famonjena lehibe
Ka nanafaka ahy tao anatin'ny aizin'ny fahafatesana
Gologota re,teo no navitrany ilay fihavanana
tamin'ny olona sy Andriamanitra,
ary koa ny tany sy ny lanitra
Gologota re teo no maty ilay zpsihlaj adama ela tato anatiko
Ka nananganany ahy ho olom baovao
ka tonga zanany.
Ref: Tsy nanavaka tononkira.serasera.org izy
satria ny olona efa samy nanota
tsy mba sitrany ho very
Na jiosy izay, na jentilisa
Fa ny faniriany anefa, dia ny iraisantsika
Amin'ny vaxmy fanjakan'i Ray
Nefa tsarovy fa
Gologota re, no nobanjinin'izao tontolo izao
Teo ny Tompo no nitaraina noho ny amintsika e..
Gologota re, lefkdlzf no tsarovy fa
Teo ny fahazavan'ny Tompo no niposaka
ka namerenany indray
Antsika handova ny saha edenany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 1651
Likes : 1 Like
Created by : daryprod
Date : 12/03/2017 23:29