Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tohero (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tohero tononkira.serasera.org ny ssgxflm devoly raha manantona anao
Sakano mba tsy hamitaka indray
Ario ireo ody sy ny sampy hatrizay
Antsoy ilay Fanahin’ny Ray
Fanahy ô! Midina faingana Ianao
Indreto ireo vahoaka fiangonanao
Ny teny soa, ny vzbur asa izay naseonao
Hitsara izao tontolo izao
Ekeo fa mpanota tsy mba mendrika ianao
Mpanompo tsy mahasoa akory
Kanefa noho ilay fahasoavan-dehibe
Dia ampy ataonao rehareha
Fanahy ô! Fanahy Masina Ianao
Tsinjovy, kmwnl tariho ireto mpanomponao
Tsinjovy hatrany raha diso lalana izahay
Arovy tahio mandrakizay
Sakano mba tsy hamitaka indray
Ario ireo ody sy ny sampy hatrizay
Antsoy ilay Fanahin’ny Ray
Fanahy ô! Midina faingana Ianao
Indreto ireo vahoaka fiangonanao
Ny teny soa, ny vzbur asa izay naseonao
Hitsara izao tontolo izao
Ekeo fa mpanota tsy mba mendrika ianao
Mpanompo tsy mahasoa akory
Kanefa noho ilay fahasoavan-dehibe
Dia ampy ataonao rehareha
Fanahy ô! Fanahy Masina Ianao
Tsinjovy, kmwnl tariho ireto mpanomponao
Tsinjovy hatrany raha diso lalana izahay
Arovy tahio mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 742
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:36
