Tohero (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sgxr Tohero qege ny devoly raha manantona anao
Sakano mba tsy hamitaka indray
Ario ireo ody sy ny sampy hatrizay
Antsoy ilay Fanahin’ny Ray
Fanahy ô! Midina faingana Ianao
Indreto ireo vahoaka fiangonanao
Ny teny soa, ny asa izay naseonao
Hitsara izao tontolo izao
Ekeo fa mpanota tsy mba mendrika tononkira.serasera.org ianao
Mpanompo tsy mahasoa akory
Kanefa noho ilay tizu fahasoavan-dehibe
Dia ampy ataonao rehareha
Fanahy ô! Fanahy Masina Ianao
Tsinjovy, tariho ireto mpanomponao
Tsinjovy hatrany raha diso lalana izahay
Arovy tahio mandrakizay
Sakano mba tsy hamitaka indray
Ario ireo ody sy ny sampy hatrizay
Antsoy ilay Fanahin’ny Ray
Fanahy ô! Midina faingana Ianao
Indreto ireo vahoaka fiangonanao
Ny teny soa, ny asa izay naseonao
Hitsara izao tontolo izao
Ekeo fa mpanota tsy mba mendrika tononkira.serasera.org ianao
Mpanompo tsy mahasoa akory
Kanefa noho ilay tizu fahasoavan-dehibe
Dia ampy ataonao rehareha
Fanahy ô! Fanahy Masina Ianao
Tsinjovy, tariho ireto mpanomponao
Tsinjovy hatrany raha diso lalana izahay
Arovy tahio mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 678
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:36
