Tano mafy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Mpanjaka Mahery Ianao
No mpamonjy sy mpanavotra anay
Miorena tsara aza miova ianao
Tano hifikiro fa Jesosy tsy mandao
Reseo raha ny ota halaviro izao
Tano mafy izay afafy ho anao
    inez        
Ireo fahotana sy heloka be
Tompo o mba avelao, mba havelao
Izy irery ihany Jeso no ampinga anao
Sady mpanazava no mpitantana anao
Ka ny fo maloto ho sasany izao
Ka hanjary fo madio wcgf sy vaovao
     qzcapeor        
Fanahy o mba tsilovy ny lalanay
fa osa sy reraka izahay
Raha ny faniriako tsy hisaraka aminao
na ho mandramaty Jeso tano hatrizao
vonona aho hisedra ka hanaraka anao
vonona tononkira.serasera.org aho, vonona aho Tompo o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333