Tano mafy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Mpanjaka Mahery Ianao
No mpamonjy sy mpanavotra anay
Miorena tsara aza miova ianao
Tano hifikiro fa Jesosy tsy mandao
Reseo raha ny ota halaviro izao
Tano mafy izay afafy ho anao
            
Ireo fahotana sy heloka be
Tompo o mba avelao, mba havelao
Izy kvzl irery ihany Jeso no ampinga anao
Sady mpanazava no mpitantana anao
Ka ny fo maloto ho tononkira.serasera.org sasany izao
Ka hanjary fo madio sy vaovao
            
Fanahy o mba lifvw tsilovy ny lalanay
fa osa sy reraka izahay
Raha ny faniriako tsy hisaraka aminao
na ho mandramaty Jeso chzdmqgk tano hatrizao
vonona aho hisedra ka hanaraka anao
vonona aho, vonona aho Tompo o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292