Sarotra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yoeqzlqf Sarotra e ny lalana mizotra makany
Indrindra fa ho an' ireo maka mamy ny tany
Ety dia ety tsy mora na koa migidana
Nefa tokana lalantery tsy maintsy ombana

Lakolosy izao fa maneno sy manakoako
Moa henonao fa tononkira.serasera.org mitaona sy mbola miantso
Miverena re ka modia tgafu modia @zay
Fa efa miandry anao ilay fonenana mandrakizay

Mamiko sy iriko ny ho tafaray
Tena satriko e ny iara-honina amin'ny Ray
Ny finoako anefa mbola zaza tsy mahasara-dreny
Mora reraka ka maniry mba zfyvt hisy mpijery

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7386