Sarotra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarotra e ny lalana mizotra makany
Indrindra fa ho an' ireo maka mamy ny tany
Ety dia ety tsy mora na koa migidana
Nefa tokana cnzdgo lalantery tsy maintsy ombana
Lakolosy izao fa maneno sy manakoako
Moa henonao fa rcyap mitaona sy mbola miantso
Miverena re ka modia modia @zay
Fa efa znwizl miandry tononkira.serasera.org anao ilay fonenana mandrakizay
Mamiko sy iriko ny ho tafaray
Tena satriko e ny iara-honina amin'ny Ray
Ny finoako anefa mbola zaza tsy mahasara-dreny
Mora reraka ka maniry mba hisy mpijery

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 569
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 14:17