Olo-maro (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olo-maro no maniry re
(Tompo ô)
Fanampiana avy aminao
(Tompo ô jereo)
Resy re ka mitalaho izao
Miandry Anao fa aiza moa Ianao
Fa mivavaka isan' andro izao
Midradradradra miantso mwvazr mafy Anao
Tompo o aza manary oquspq ahy
Tompo o, Tompo o mitalaho
Tompo o, Tompo o mba jereo
Fa efa miandry, miandry tononkira.serasera.org hatrany Anao
Tompo o vonjeo ny olonao
Zay rehetra hita eto izao
(Tompo ô)
Mampiseho ny fitiavanao
(Tompo ô jereo)
Tsiny ve raha miandrandra dpudzjc Anao
Tsia Jeso fa mbola ho avy Ianao
(Tompo ô)
Fanampiana avy aminao
(Tompo ô jereo)
Resy re ka mitalaho izao
Miandry Anao fa aiza moa Ianao
Fa mivavaka isan' andro izao
Midradradradra miantso mwvazr mafy Anao
Tompo o aza manary oquspq ahy
Tompo o, Tompo o mitalaho
Tompo o, Tompo o mba jereo
Fa efa miandry, miandry tononkira.serasera.org hatrany Anao
Tompo o vonjeo ny olonao
Zay rehetra hita eto izao
(Tompo ô)
Mampiseho ny fitiavanao
(Tompo ô jereo)
Tsiny ve raha miandrandra dpudzjc Anao
Tsia Jeso fa mbola ho avy Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 558
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 15:24
