Olo-maro (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olo-maro no maniry re
(Tompo ô)
Fanampiana avy aminao
(Tompo ô jereo)
Resy re ka mitalaho izao
Miandry Anao fa aiza moa Ianao

Fa mivavaka isan' andro izao
Midradradradra tononkira.serasera.org miantso mafy Anao
Tompo o aza manary ahy
Tompo o, Tompo o mitalaho
Tompo o, Tompo o mba onexfz jereo
Fa efa miandry, miandry hatrany Anao
Tompo o vonjeo ny olonao

Zay rehetra hita eto izao
(Tompo ô)
Mampiseho akomsuy ny fitiavanao
(Tompo ô jereo)
Tsiny ve raha miandrandra Anao
Tsia owowrn Jeso fa mbola ho avy Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0499