Ny fiainako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako ry Tompo o ampelatananao
Tsy misy hatahorako satria aho efa Anao
Na mafy aza izay ataon'ireo fahavaloko
Tsy misy hampaninona iivkuyo ahy satria arovanao
Hianao anie ry Tompo no harambaton'ny fiainako
Ianao no ilay maharitra mandrakizay e
Sasapoana anie ireo fahavalo izay tsy tia
Fa Ianao no manda mafy miaro ahy
Ireo fakampanahy mikendry hamotraka ahy
Mikasa mba hamery tononkira.serasera.org ny ho avin'ny fiainako
Kanefa Ianao ry Tompo o nosxdnt dia ampy hanohana ahy
Ka tsy voagejan'ny satana raha bksez eo anilanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 1026
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 11/06/2020 18:12