Ny fiainako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako ry Tompo o ampelatananao
Tsy misy hatahorako satria aho efa Anao
Na mafy aza izay ataon'ireo fahavaloko
Tsy misy hampaninona ahy satria cdinnfg arovanao
Hianao anie ry Tompo no harambaton'ny mxbzrs fiainako
Ianao no ilay maharitra mandrakizay yytepk e
Sasapoana anie ireo fahavalo izay tsy tia
Fa Ianao tononkira.serasera.org no manda mafy miaro ahy
Ireo fakampanahy mikendry hamotraka ahy
Mikasa mba hamery ny ho avin'ny fiainako
Kanefa Ianao ry Tompo o dia ampy hanohana ahy
Ka tsy voagejan'ny satana raha eo anilanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 1079
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 11/06/2020 18:12