Maty antoka (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty antoka anie ianao mcinoke ixgwtdru amin'izao tononkira.serasera.org fombanao izao
Raha mivavaka ianao anio rahampitso mande mania
Fa ny fiainana gjeqy e ry lahy tsy azonao hiodivirana

Maty antoka, tsy mijanona amin'ny fombany(2)
Raha makato am-piangonana ato ianao
Ka mahafoy ora vitsivitsy  ao, inona e no tombontsoa ho azonao
Fa hiady hevitra hitsara koa ny finoana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444