Maty antoka (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty antoka anie bqltiofv ianao amin'izao fombanao izao
Raha mivavaka ianao anio rahampitso mande mania
Fa ny fiainana e ry lahy tsy azonao hiodivirana
Maty antoka, tsy mijanona amin'ny fombany(2)
Raha makato am-piangonana ato ianao
Ka mahafoy ora tononkira.serasera.org wjnlrtiv vitsivitsy ao, inona zditc e no tombontsoa ho azonao
Fa hiady hevitra hitsara koa ny finoana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 648
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:36