Manan-tsafidy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cjrgx Manan-tsafidy ny olondrehetra
Tompon-tsafidy amin'izay tiany
Nefa tsarovy ho avy qinjwkl ny andro
Hanotanian' ny Tompo aminao ny zavatra vita
Na tononkira.serasera.org ny devoly na Jeso Tompo
Samy miantso olona hiasa
Hanangona ny ondry hiditra ambala
Manantsafidy ny olon-drehetra ka ho aiza ianao
Fiana-tsy hita (elo mirehitra) io lay tanana (any satana)
Fampahoriana(sy ranomaso), fampijaliana
Izany no fiainana
Jerosalema (io lay tanana) lay valan' ondry (an' I Jeso kristy)
Io lay tanana ( Jerosalema) Feno hafaliana
Mandrakizay doria
Mbola tsy tonga ny andro farany
ho anareo izay tsy tapakevitra
Ndao miverena hiaraka aminay
Ho any amin'ny yrnu fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:48