Manan-tsafidy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manan-tsafidy ny olondrehetra
Tompon-tsafidy amin'izay tiany
Nefa tsarovy ho tononkira.serasera.org avy ny andro
Hanotanian' ny Tompo aminao ny zavatra vita
Na ny devoly na Jeso Tompo
Samy miantso olona hiasa
Hanangona ny ondry ecrjdm hiditra ambala
Manantsafidy ny olon-drehetra ka ho aiza ianao
Fiana-tsy hita (elo mirehitra) io lay tanana (any satana)
Fampahoriana(sy ranomaso), fampijaliana
Izany no fiainana
Jerosalema (io lay tanana) lay valan' ondry (an' I Jeso kristy)
Io lay tanana ( Jerosalema) Feno hafaliana
Mandrakizay doria
Mbola gokjfdg tsy tonga ny andro farany
ho anareo izay rqfk tsy tapakevitra
Ndao miverena hiaraka aminay
Ho any amin'ny fiainana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 597
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 15:48