Krismasy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Krismasy, Krismasy
Andro nahaterahan'i Jesoa Mpamonjy
Krismasy, Krismasy
Alim-be , alim-be miavaka

Nilazan'ireo Anjely
Fa fwly Mpamonjy no teraka, ny Mesia, zanak'Andriamanitra
'LayMpanjaka , manan-daza
No tonga ho mpanavotra anao

Haleleluia , Hosana

Hobio, derao, ankalazao
Fa teraka ny Tomponao
Anolotra fiainam-baovao
Amonjy qbxwy ny fanahinao

Koa asandrato hatrany hatrany
Ny grqtbuh fiderana ilay Mesia
Nanaiky ho tonga ety tononkira.serasera.org an-tany
Amonjy ny ondry izay nania

Noely

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1482