Krismasy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Krismasy, Krismasy
Andro nahaterahan'i Jesoa Mpamonjy
Krismasy, Krismasy
Alim-be , alim-be miavaka
Nilazan'ireo ntic Anjely
Fa Mpamonjy no teraka, ny rfikgxfq Mesia, zanak'Andriamanitra
'LayMpanjaka , manan-daza
No tonga ho mpanavotra anao
Haleleluia , Hosana
Hobio, derao, ankalazao
Fa teraka ny Tomponao
Anolotra fiainam-baovao
Amonjy ny tononkira.serasera.org fanahinao
Koa asandrato hatrany hatrany
Ny fiderana ilay Mesia
Nanaiky ho tonga ety an-tany
Amonjy ny ondry rtxl izay nania
Noely
Andro nahaterahan'i Jesoa Mpamonjy
Krismasy, Krismasy
Alim-be , alim-be miavaka
Nilazan'ireo ntic Anjely
Fa Mpamonjy no teraka, ny rfikgxfq Mesia, zanak'Andriamanitra
'LayMpanjaka , manan-daza
No tonga ho mpanavotra anao
Haleleluia , Hosana
Hobio, derao, ankalazao
Fa teraka ny Tomponao
Anolotra fiainam-baovao
Amonjy ny tononkira.serasera.org fanahinao
Koa asandrato hatrany hatrany
Ny fiderana ilay Mesia
Nanaiky ho tonga ety an-tany
Amonjy ny ondry rtxl izay nania
Noely
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 1099
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 25/10/2022 19:27
