Jesosy fanorenana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o tsaroako ireny hadisoako
F'izaho efa nanadino anao
Tompo o ndfaauu onena ny olomanantena
Anjara fitiavana avy any Aminao
REF:
Fantatro hatrizay, fantatro ilay
Jesosy fanorenana ny fiainako
Ankehitriny kosa tsy hindramiko fa ahy ny Tompo
Hanorenana fiainambaovao
Tompo o tsy very mspogkh fa miaina sy miteny
Ny hafatra efa napetrakao
Tompo o tsy maty fa velona ato anaty
Ireo teny soa navelanao ho ahy
Tompo o ilidc Ianao no toky vaovao
Ho andry sy aron'ny ampitso
Tompo o Ianao no Tompo tsy mandao
Ka tononkira.serasera.org homba hitahy izany lalanay
F'izaho efa nanadino anao
Tompo o ndfaauu onena ny olomanantena
Anjara fitiavana avy any Aminao
REF:
Fantatro hatrizay, fantatro ilay
Jesosy fanorenana ny fiainako
Ankehitriny kosa tsy hindramiko fa ahy ny Tompo
Hanorenana fiainambaovao
Tompo o tsy very mspogkh fa miaina sy miteny
Ny hafatra efa napetrakao
Tompo o tsy maty fa velona ato anaty
Ireo teny soa navelanao ho ahy
Tompo o ilidc Ianao no toky vaovao
Ho andry sy aron'ny ampitso
Tompo o Ianao no Tompo tsy mandao
Ka tononkira.serasera.org homba hitahy izany lalanay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 934
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 11/06/2020 18:12
