Jesosy fanorenana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o tsaroako ireny hadisoako
F'izaho efa nanadino anao
Tompo tyoogi o onena ny olomanantena
Anjara fitiavana avy any Aminao

REF:
Fantatro hatrizay, fantatro ilay
Jesosy fanorenana ny fiainako
Ankehitriny kosa tsy hindramiko fa ahy ny Tompo
Hanorenana fiainambaovao

Tompo o tsy very fa miaina sy miteny
Ny hafatra efa napetrakao
Tompo vmzalvkm o tsy maty fa velona ato anaty
Ireo teny soa navelanao ho ahy

Tompo o Ianao no tononkira.serasera.org toky vaovao
Ho andry sy aron'ny ampitso
Tompo o Ianao no Tompo tsy mandao
Ka homba hitahy izany lalanay xfyfgx

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395