Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hihira aho (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Heni-kafaliana aho ry Andriamanitra o
Fa narovanao sy mbola nontantananao
Tsy ny fahendreko fa ny fitiavanao
Ka tononkira.serasera.org jipc hasandratro ny feoko hankalaza anao
O, o, o Andriamanitra o! hihira aho
Hihira fihiram-baovao, hihira ho anao
Ka hasandratro ny feoko hankalaza anao
Hihira ho anao aho dsvkud ry Andriamanitra o
Andro sarobidy fa tsy manampaharoa
Ny andro anio ry Tompo Andriamanitra Tsitoha
Faly aho fa ny fikasako tanterahinao
Ka hasandratro ny feoko hiderako anao
dmgmpn
Fa narovanao sy mbola nontantananao
Tsy ny fahendreko fa ny fitiavanao
Ka tononkira.serasera.org jipc hasandratro ny feoko hankalaza anao
O, o, o Andriamanitra o! hihira aho
Hihira fihiram-baovao, hihira ho anao
Ka hasandratro ny feoko hankalaza anao
Hihira ho anao aho dsvkud ry Andriamanitra o
Andro sarobidy fa tsy manampaharoa
Ny andro anio ry Tompo Andriamanitra Tsitoha
Faly aho fa ny fikasako tanterahinao
Ka hasandratro ny feoko hiderako anao
dmgmpn
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 547
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:25
