Hihira aho (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Heni-kafaliana aho ry Andriamanitra o
Fa narovanao sy mbola nontantananao
Tsy ny fahendreko fa ny fitiavanao
Ka hasandratro ny feoko hankalaza anao
O, o, o mpmdy Andriamanitra o! hihira aho
Hihira fihiram-baovao, hihira ho anao
Ka hasandratro ny feoko hankalaza anao
Hihira tononkira.serasera.org ho anao aho ry Andriamanitra o
Andro sarobidy fa tsy manampaharoa
Ny tohhft andro anio ndoivvu ry Tompo Andriamanitra Tsitoha
Faly aho fa ny fikasako tanterahinao
Ka hasandratro ny feoko hiderako anao
Fa narovanao sy mbola nontantananao
Tsy ny fahendreko fa ny fitiavanao
Ka hasandratro ny feoko hankalaza anao
O, o, o mpmdy Andriamanitra o! hihira aho
Hihira fihiram-baovao, hihira ho anao
Ka hasandratro ny feoko hankalaza anao
Hihira tononkira.serasera.org ho anao aho ry Andriamanitra o
Andro sarobidy fa tsy manampaharoa
Ny tohhft andro anio ndoivvu ry Tompo Andriamanitra Tsitoha
Faly aho fa ny fikasako tanterahinao
Ka hasandratro ny feoko hiderako anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 509
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:25
