Hazo fijaliana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o Ianao irery ihany
Niaritra, nijaly nitomany
Indro tsapako ho tononkira.serasera.org maivamaivana
Izato foko mbola maizina

Io ny Tompo fa oixeyy nitsangana
Afaka ny fahafatesana
Fa izao no odoguyg ataoko qochiorw faniriana
Entiko ilay hazofijaliana

Inty aho miankohoka aminao
Mbola ao koa ny ratsy fanao
Ka tsaroako ilay teninao
Ho levona izao tontolo izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3119