Hazo fijaliana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o Ianao irery ihany
Niaritra, nijaly nitomany
Indro tsapako ho maivamaivana
Izato foko mbola maizina

Io ny Tompo fa fysug nitsangana
Afaka ny fahafatesana
Fa izao no ataoko faniriana
Entiko ilay hazofijaliana

Inty tononkira.serasera.org aho miankohoka aminao
Mbola jqfmat ao koa ny ratsy fanao
Ka tsaroako ilay wpgvitop teninao
Ho levona izao tontolo izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.265