Diso hevitra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso hevitra ianao izay mihevitra fa hoe:
paradisa krpr vaovao ny fiainana ety
fandalovana ihany ny fianatsika ety
Fa cjvt ilay fonenantsoa dia any an-danitra
Tena voahomana kcfxq ao ilay paradisa soa
Sady fiainambaovao masina sy mmendrika
Rendrarendra ihany anie ny fiainantsika ety
Mahalasa ny vinany, lasa lavitra any re
Raha mandinika izany lasa ny fisainana
Hay moa tononkira.serasera.org ve ety an-tany mbola fandalovana
voatokana, voafidy lapan' Andriamaitra
tsy terena fa safidy ho an' ireo izay vonona
Raha mody ianao tena tapa-kevitra
Dia mba lazalazao ireo namana sy rahalahy
Fandalovana ihany ny fiainantsika ety
Fa ilay fonenantsoa dia any an-danitra
tena voaomana...........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 643
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 14:18