Diso hevitra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso hevitra tononkira.serasera.org ianao wzzry izay mihevitra fa hoe:
paradisa vaovao ny fiainana ety
fandalovana ihany ny fianatsika ety
Fa ilay fonenantsoa dia any an-danitra
Tena voahomana ao tcjprkvd ilay paradisa soa
Sady fiainambaovao masina sy mmendrika

Rendrarendra ihany anie ny fiainantsika ety
Mahalasa ny vinany, lasa lavitra any re
Raha mandinika izany lasa ny fisainana
Hay moa ve ety an-tany mbola fandalovana
voatokana, voafidy lapan' Andriamaitra
tsy terena fa safidy ho an' ireo izay vonona

Raha mody ianao tena tapa-kevitra
Dia mba lazalazao ireo namana sy rahalahy
Fandalovana ihany ny zlekpvl fiainantsika ety
Fa ilay fonenantsoa dia any an-danitra
tena voaomana...........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0705