Dada sy Neny (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o ny saotra atolotray izao
Dia tononkira.serasera.org hajan'ny dada sy neny
Fa saina nandratovana
Tsara sy soa tsy uityvb manam-paharoa

Tsaroana e ireo lalana sarotra gshliocl nodiavina
Olana maro e ireo adin-tsaina nahamay
nampangaina napalaina
Jesosy o ny vavakay izao
Iantsoana Anao ombay xxrnx ny elatrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296