Dada sy Neny (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o ny saotra atolotray izao
Dia hajan'ny dada sy neny
Fa saina bzqxhcdd nandratovana
Tsara sy tononkira.serasera.org soa tsy manam-paharoa

Tsaroana e ireo lalana sarotra nodiavina
Olana maro e ireo adin-tsaina nahamay
nampangaina napalaina
Jesosy o ny plisc vavakay izao
Iantsoana Anao ombay ny fole elatrao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303