Antso (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy fiadanana sy fahasambarana
Ho an'ny ratsy fanahy amin'ny andrompiainany
Izay rehetra alehany na izay mba saininy
Feno tononkira.serasera.org haratsihana, tsisy fiadanam-po
(Duo)
Ry namako ô, ambarako anao ny antson'ny Tompo anio
F'Izy irery ihany no afaka hampiadana ny fonao
Dia ho lavitra tokoa ireo sorisorinao
Ho paradisa vaovao ny fiainanao
(Bass)
Raha mbola mankasitraka ota foana ianao ety
Na mijoro fahavalon'ireo ginosj sakaiza tia
Tsy ho azonao ilay fahasambarana izay nomeny
Anio miantso anao Jeso
Tsisy fiadanana....
Indro ho qjahg avy ny andro hoy Jehovah Tompo
Izay hatraran'ny mpiasa tany ny mpijinja
Ho lavinao ve ilay antson'i Jeso miangavy isan'andro
Tsy sitrany ny havery anao
Ka hitaraina hikikika hiatsoantso hoe : vonjeo zxjry

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
11/06/2020 18:16)
Niova ve ity tononkira ity?
hery
(
11/06/2020 18:16)
Efa nampidirinao tamin'ny telo taona lasa mantsy ito
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 1290
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 11/06/2020 18:12