Antso (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy fiadanana sy fahasambarana
Ho an'ny ratsy fanahy amin'ny andrompiainany
Izay rehetra alehany na izay mba saininy
Feno haratsihana, tsisy fiadanam-po
(Duo)
Ry namako ô, ambarako anao ny antson'ny Tompo zckzdiud anio
F'Izy irery ihany no afaka hampiadana ny fonao
Dia ho lavitra tokoa ireo sorisorinao
Ho paradisa vaovao ny fiainanao
(Bass)
Raha mbola mankasitraka ota foana ianao ety
Na mijoro tbtk fahavalon'ireo sakaiza tia
Tsy ho azonao ilay fahasambarana izay nomeny
Anio miantso anao Jeso
Tsisy fiadanana....
Indro ho avy ny muzzp andro hoy Jehovah Tompo
Izay hatraran'ny mpiasa tany ny mpijinja
Ho lavinao ve ilay antson'i tononkira.serasera.org Jeso miangavy isan'andro
Tsy sitrany ny havery anao
Ka hitaraina hikikika hiatsoantso hoe : vonjeo

--------
Lien:
Commentaires
hery
(
11/06/2020 18:16)
Niova ve ity tononkira ity?
hery
(
11/06/2020 18:16)
Efa nampidirinao tamin'ny telo taona lasa mantsy ito
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 1365
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 11/06/2020 18:12