Andriamanitra anie (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adriamanitra anie tsy manary anaoFa ianao no minia manadino
Manadino azy
Manadino re
Tsy efa ampy ve izay vitao
Tsy efa ampy ve ny hisainanao
mibebaha ianao
mivavaha koa e
Andriamanitra o, ampy ahy izay
Tsy haharitra ela izao fiainana izao
Fa miherina, sady koa mandalo
Ndeha re, ndeha mba hifankatia
Fa miandry anao, ny Tompo tia
Fa ny maty aza maniry ho maro
Velona indray ve no tsy hifangaro
Andriamanitra ô
Ty mpanomponao izao e, olom-baovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 742
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 12/01/2021 16:53