Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andriamanitra anie (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adriamanitra tononkira.serasera.org anie tsy manary anao
Fa ianao no etcaylmf minia manadino
Manadino azy
Manadino re
Tsy efa ampy ve izay vitao
Tsy efa ampy ve ny hisainanao
mibebaha ianao
mivavaha koa e
Andriamanitra o, bjpsjioo ampy ahy izay
Tsy haharitra ela vldkvxda izao fiainana izao
Fa miherina, sady koa mandalo
Ndeha re, ndeha mba hifankatia
Fa miandry anao, ny Tompo tia
Fa ny maty aza maniry ho maro
Velona indray ve no tsy hifangaro
Andriamanitra ô
Ty mpanomponao izao e, olom-baovao
Fa ianao no etcaylmf minia manadino
Manadino azy
Manadino re
Tsy efa ampy ve izay vitao
Tsy efa ampy ve ny hisainanao
mibebaha ianao
mivavaha koa e
Andriamanitra o, bjpsjioo ampy ahy izay
Tsy haharitra ela vldkvxda izao fiainana izao
Fa miherina, sady koa mandalo
Ndeha re, ndeha mba hifankatia
Fa miandry anao, ny Tompo tia
Fa ny maty aza maniry ho maro
Velona indray ve no tsy hifangaro
Andriamanitra ô
Ty mpanomponao izao e, olom-baovao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 1088
Likes : 2 Like
Created by : daryprod
Date : 12/01/2021 16:53
