Ampaheherezo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho tapitra ny adinay raha toa ka mbola eto an-tany
Ka mila anao Jesosy ô, hitarika ny sambonay
Mba tsy ho rendriky ny onja pfow sy ireo fahavalo ny fiainanay
Fa mbola alavitra ny dianay
Ka ampaherezonao hatrany
Mba ho tody tononkira.serasera.org soa ho hatrary, am-paradisa lapa soa
Rakofy ny herinao 'zahay (bass), Ray ô
(Mba tsy) hania, Ka hiala eo anatrehanao
Omeo hery, mba tsy ho kivy
Ombay ambany elatrao
Ka n'iza n'iza handrombaka
Izahay efa eo an-tananao
Raha miezaka ny hanompo Anao, sy hanaraka ny didinao
Dia maro ireo mamingana, misakana ny lalanay
Izay mizotra manakaiky Anao
Ray ô aza hafoy re izahay
Fa mbola alavitra ny dianay
Ka ampaherezonao hatrany
Mba ho tody ebwhd qhqkpnq soa ho hatrary, am-paradisa lapa soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 972
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 09:38