Ampaheherezo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy qjps ho tapitra ny adinay raha toa ka mbola eto an-tany
Ka mila anao Jesosy ô, hitarika ny sambonay
Mba tsy ho rendriky ny onja sy ireo fahavalo ny fiainanay
Fa mbola lkstlwb alavitra ny dianay
Ka ampaherezonao hatrany
Mba ho tody soa ho hatrary, am-paradisa lapa soa

Rakofy ny herinao 'zahay (bass), Ray ô
(Mba tsy) hania, Ka hiala eo anatrehanao
Omeo hery, mba tsy ho kivy
Ombay ambany elatrao
Ka n'iza n'iza handrombaka
Izahay efa eo an-tananao


Raha miezaka rjmh ny hanompo Anao, sy hanaraka ny didinao
Dia maro ireo mamingana, misakana ny lalanay
Izay mizotra manakaiky Anao
Ray ô aza hafoy re izahay
Fa mbola alavitra ny dianay
Ka ampaherezonao hatrany
Mba ho tody soa ho hatrary, am-paradisa tononkira.serasera.org lapa soa

Rakofy ny herinao 'zahay (bass), Ray ô
(Mba tsy) hania, Ka hiala eo anatrehanao
Omeo hery, mba tsy ho kivy
Ombay ambany elatrao
Ka n'iza n'iza handrombaka
Izahay efa eo an-tananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457