Dera Laza (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Andro malaza tsaroana
Androany ny naterahany
Jesosy Tompo Mpamonjy mahery
Ô midera ka avia.
Fahasoavany nomeny ho anao
Ho fanavotana ingao ny hira
Hosana izao ho fankasitrahana

Ref;
Dera aman-daza  ry Tompo
Dera no hasandratray
Andro tsy misy toloko
Tsaroanay mandrakizay
Ny fifalianay androany
Hankasitrao re
Ho lavitriny tomany
Ho fifaliam-be.

Dera haleloia ho anao Mpanjahanay
Tompo be dshrynnc fitia tokinay mandrakizay
Dera haleloia tahionao 'zahay
Ho eo ambany ny fahasoavanao
Jesosy tononkira.serasera.org tia anay.

2/Mba omeo hery toroy fahendrena
'Zahay aijrpht mpanomponao
Ho mpankatoa drvci ka hande tsy terena
Hanao ny asanao
'Zahay rehetra nandray famonjena
Ho irakirakao
Ho tonga saina ka hanolotena ho
Vavolombelonao.


Ref:.......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Vangy : 382
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 25/12/2025 16:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549