Dera Laza (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Andro malaza tsaroana
Androany ny naterahany
Jesosy Tompo Mpamonjy mahery
Ô midera ka avia.
Fahasoavany nomeny ho anao
Ho fanavotana ingao ny hira
Hosana izao ho fankasitrahana

Ref;
Dera aman-daza  ry zqwl Tompo
Dera no hasandratray
Andro tsy misy toloko
Tsaroanay mandrakizay
Ny fifalianay androany
Hankasitrao re
Ho lavitriny tomany
Ho fifaliam-be.

Dera haleloia ho anao Mpanjahanay
Tompo be fitia tokinay mandrakizay
Dera haleloia tahionao 'zahay tononkira.serasera.org
Ho eo ambany ny fahasoavanao
Jesosy tia anay.

2/Mba omeo hery toroy fahendrena
'Zahay mpanomponao
Ho mpankatoa ka hande tsy terena
Hanao ny asanao
'Zahay rehetra nandray famonjena
Ho irakirakao
Ho jeyjjb tonga saina ka hanolotena fbgckpn ho
Vavolombelonao.


Ref:.......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Vangy : 304
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 25/12/2025 16:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0526