Fiderana (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1[Ho derainay mandrakizay ny Anaranao Tompo Andriamanitra ô!
Tompo mpanjakanay, nanao izao rehetra izao
Ka ny androm-piainanay ezxhto tononkira.serasera.org rehetra dia ankalazaina Anao
Satria lehibe tokoa ny fitiavanao anay ah!
Fa raha tsy teo Ianao dia tsy ho toa izao 'zahay
Ka ny hira fiderana dia hira vaovao]×2
[Ka raiso re ry Tompo izao fiderana izao
F'efa napetrao ho eo am-bavako
Ka mba hankasitrao fa vokatry ny fo
Ny HALELOIA sy HOSANA tena ho Anao tokoa
Tena ho Anao tokoa]×2
Ho derainay mandrakizay ny anaranao Tompo Andriamanitra ô!
Tompo......
2[Ô ry Jesosy Tomponay velon-tsaotra mihoby midera Anao
Noho ny fatongavanao eto @ izao tontolo izao
Enga anie ka hitoetra mazava ato am-po sy fanahinay
Ny avotra vitanao izay famonjena anay ah!
Ka mba tolory saina sy ny talenta exgfxh vao
Hahazoany mihira ny fiderana Anao]×2
[Ny asa izay omenao atao antsitrapo
Ho voninahitra Jehovah Ray Tsitoha
Ka mba omeo hery omeo zotom-po
Dia aza avelanao irery fa mba tohano koa
Fa mba tohano njxb ko]×2
Ô ry Jesosy Tomponay velon-tsaotra mihoby midera Anao
Noho ny.....
Hahazoanay mihira ny fiderana Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 529
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 27/07/2025 19:58