Jehovah ôh! (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jehovah ô! Ianao nandinika ahy
Ka fantatraovny toe-piainako
Ny foko sy ny saiko tsy miafina Aminao
btohjjx Tompo ô! Mba apio 'ty zanakao
Chœur : Ry Jehovah ô! Ianao
Fantatrao ny fiainako
Ou,Ou,Ou
Tompo ô! Ampio 'ty zanakao
Refrain :Ry Raiko ô! Tahiona fa maizina
Izay rehetra aleha mandreram-po
Maniry aho Tompo mba ho tody Aminao ho mandrakizay
2. Ka na mipetraka aho na mandeha
xethqdf Izay rehetra ataoko hitanao
Ka fantatrao Raiko ô! 'reo toetra vitako
Raiko ô! Mitalaho ty zanakao
Chœur : Na mipetraka aho, na mandeha
'zay ataoko hitanao
tononkira.serasera.org Ou,Ou,Ou
rkbti Raiko ô! Tahio ty zanakao
Refrain :.....
Ka fantatraovny toe-piainako
Ny foko sy ny saiko tsy miafina Aminao
btohjjx Tompo ô! Mba apio 'ty zanakao
Chœur : Ry Jehovah ô! Ianao
Fantatrao ny fiainako
Ou,Ou,Ou
Tompo ô! Ampio 'ty zanakao
Refrain :Ry Raiko ô! Tahiona fa maizina
Izay rehetra aleha mandreram-po
Maniry aho Tompo mba ho tody Aminao ho mandrakizay
2. Ka na mipetraka aho na mandeha
xethqdf Izay rehetra ataoko hitanao
Ka fantatrao Raiko ô! 'reo toetra vitako
Raiko ô! Mitalaho ty zanakao
Chœur : Na mipetraka aho, na mandeha
'zay ataoko hitanao
tononkira.serasera.org Ou,Ou,Ou
rkbti Raiko ô! Tahio ty zanakao
Refrain :.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 568
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 22/07/2025 12:02
