Araho ny didiko (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra
Ray be fitiavana,be indrafo
Mbola misaotra anao,nahatoy omdjwbp izao
Tsy hay isaina re ny fahasoavanao
Fa dia mahafa-po tokoa
Tompo tdssqcxh raiso saotra aterinay
Vovoka sy akofa
Zava-mora tononkira.serasera.org simba andry boboka efa lo
Fantatrao fa toy izany
Ny ety an-tany
Fivanihananay Jeso
Tsy hita izay atao,tsy hita izay aleha
Ry Kristy jironay mpdgzqoe mba tsilovy re
Heno fa mibitsika ao anatinay
Ilay tenim-pitiavanao
Araho ny didiko sy ny lalako
Ray be fitiavana,be indrafo
Mbola misaotra anao,nahatoy omdjwbp izao
Tsy hay isaina re ny fahasoavanao
Fa dia mahafa-po tokoa
Tompo tdssqcxh raiso saotra aterinay
Vovoka sy akofa
Zava-mora tononkira.serasera.org simba andry boboka efa lo
Fantatrao fa toy izany
Ny ety an-tany
Fivanihananay Jeso
Tsy hita izay atao,tsy hita izay aleha
Ry Kristy jironay mpdgzqoe mba tsilovy re
Heno fa mibitsika ao anatinay
Ilay tenim-pitiavanao
Araho ny didiko sy ny lalako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 484
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 21/10/2025 15:09
