Fanoloran-tena (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy mendrika hiantso Anao
Nefa nofinidinao ho zanakao
Na dia be fakam-panahy
Dia mahatoky Anao
Ka clfjgg indro Tompo ‘ty foko te eoqsh ho eo anilanao
Ny savbufp fiainako rehetra lazaiko tsisy fetra
Fa tsy mendrika Anao
Ka mangataka Aminao diovy tononkira.serasera.org hanjakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 490
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 22/07/2025 10:49