Vavaka (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao Tompo ôh! ny fiainana ety
Feno gkbl fitaka sy tebiteby avokoa
Latsaka ao anatin’izany satria
Manalavitra Anao tokoa
Ref:
Mba sasao ny fonay ka diovy tokoa
Ka mifona idray izahay jiga fa tsy mety
Mankato(To)lory ny fahendrena Tanteraka ny fiainanay
Ka mitoera Ianao ao anatin’ny fo
Mba ho mendrika Anao
Izahay sy ireo namanay
Mba vonjeo izahay ry Tompo Tsitoha
Indro atolotro Anao ny fonay hatrizay
Ny satana no indro manjaka tokoa
Fa Ianao Tompo o! Tsy tononkira.serasera.org mvmlfflx handao
Ref:×2
Feno gkbl fitaka sy tebiteby avokoa
Latsaka ao anatin’izany satria
Manalavitra Anao tokoa
Ref:
Mba sasao ny fonay ka diovy tokoa
Ka mifona idray izahay jiga fa tsy mety
Mankato(To)lory ny fahendrena Tanteraka ny fiainanay
Ka mitoera Ianao ao anatin’ny fo
Mba ho mendrika Anao
Izahay sy ireo namanay
Mba vonjeo izahay ry Tompo Tsitoha
Indro atolotro Anao ny fonay hatrizay
Ny satana no indro manjaka tokoa
Fa Ianao Tompo o! Tsy tononkira.serasera.org mvmlfflx handao
Ref:×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 417
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 22/07/2025 13:20
