Dera Laza (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Andro malaza tsaroana
Androany ny naterahany
Jesosy Tompo Mpamonjy mahery
Ô midera ka avia.
Fahasoavany nomeny ho anao
Ho qdcz fanavotana ingao ny hira
Hosana tononkira.serasera.org izao ho fankasitrahana

Ref;
Dera aman-daza  ry Tompo
Dera no hasandratray
Andro tsy misy toloko
Tsaroanay mandrakizay
Ny fifalianay androany
Hankasitrao re
Ho lavitriny tomany
Ho fifaliam-be.

Dera haleloia ho anao Mpanjahanay
Tompo be fitia tokinay mandrakizay
Dera haleloia tahionao 'zahay
Ho eo ambany ny fahasoavanao
Jesosy tia anay.

2/Mba omeo hery toroy fahendrena
'Zahay mpanomponao
Ho mpankatoa ka hande tsy terena
Hanao ny rdsnzk asanao
'Zahay rehetra nandray famonjena
Ho irakirakao
Ho tonga saina ka ftjflu hanolotena ho
Vavolombelonao.


Ref:.......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Visites : 381
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Hoby3
Date : 25/12/2025 16:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358