Miderà an'Andriamanitra (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'Andriamanitra
Eo iloygw amin'ny fitoerany masina
Miderà Azy eo amin'ny habakabaky ny heriny
Miderà Azy noho ny asany lehibe
Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny
Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjoromara
Ary hasandrato ny feo fiderana Azy
Miderà Azy tononkira.serasera.org amin'ny valiha sy ny lokanga
Ary hasandrato ny feo fiderana azy
Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy hidera ny dxpevr anaran'i Jehovah
Aoka mvvt isika izay manam-pofonaina
Samy hidera hoe HALELOIA
Eo iloygw amin'ny fitoerany masina
Miderà Azy eo amin'ny habakabaky ny heriny
Miderà Azy noho ny asany lehibe
Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny
Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjoromara
Ary hasandrato ny feo fiderana Azy
Miderà Azy tononkira.serasera.org amin'ny valiha sy ny lokanga
Ary hasandrato ny feo fiderana azy
Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy hidera ny dxpevr anaran'i Jehovah
Aoka mvvt isika izay manam-pofonaina
Samy hidera hoe HALELOIA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 515
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 27/07/2025 20:12
