ZIONA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny jkqe hiranao aok'hanako ry Ziona ô!
Fa teraka ny Tomponao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao

Refrain:
Lazao fa efa teraka ao
Imanoela mpanjakanao
Ry Ziona! Ny lanitra sy ny tany
No weqsrrvc hifaly hiaraka aminao
Ry Zionanay ô!
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao

Edena simba e,efa havaozina aminao
Ingao tononkira.serasera.org chfsgju anio ny hiranao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao

Refrain:
Lazao fa efa teraka ao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2389